# Indro "Mazava izany" # Handevora ireo liona tanora ny sabatra "ho faty amin'ny herisetra mafy ireo miaramilanao" # Ny sabatra "ireo miaramila mitana sabatra" # Handevona "mihinana ny rehetra amin'ny" # Ireo liona tanoranao "Ny lehilahy mahery indrindranao" # Ho fongoriko amin'ny taninao ireo babonao Ny teny hoe: "babo" dia oharina amin'ny harena azon'i Ninive ary entina any amin'ireo tany hafa. Izany dia midika fa ho ravan'Yaveh ny fahazaran'i Ninive mangalatra amin'ireo firenena hafa.