# Lehilahy maheriny Ireo miaramila amin'ny iray "izay manorotoro" an'i Ninive "ho singa" (2:1). # Kypreso Karazana hazo izay tsara amin'ny fitaovam-piadiana # Mirifatra eraky ny lalana ireo kalesy "Mamily am-pahadalana eny amin'ireo lalàna ireo mpitondra kalesy" # Mitovy amin'ny fanilo izy ireo Toy ny famirapiratry ny hazavana avy amin'ny masoandro ny fanoharana ny fahazavana amin'izany kalesy izany.