# Nitsangana Izy! Ilay anjely dia maneho fa efa nitsangana tamin'ny maty Izy. DH: "Efa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty Izy" na "Efa nanangana ny tenany tamin'ny maty Izy!"