# volotara "hazokely" na "tehina" # Noteren'izy ireo ny mpandalo anankiray ... hilanja ny hazofijalian'i Jesosy Araka ny lalàna Romana, ny miaramila iray dia afaka manery lehilahy iray eny an-dalana hilanja entana. Amin'ity tranga ity, dia Simona no noteren'izy ireo hilanja ny hazofijalian'i Jesosy. # avy any an-tsaha "avy any ivelan'ny tanàna" # lehilahy iray antsoina hoe Simona Kyreniana rain'i Aleksandra sy Rofosy Fampahafantarana kely momba ilay mpandalo. # Simona Kyreniana ... Aleksandra ... Rofosy Anarana lehilahy ireo.