# ilay ankizivavy Ilay mpanompo vavy izay nahafantatra an'i Petera ihany io # iray amin'izy ireny Nahafantatra ny olona fa Petera dia iray amin'ny mpianatr'i Jesosy. DH: "iray amin'ny mpianatr'i Jesosy" na "iray amin'ireo izay niaraka tamin'ilay lehilahy nosamborin'izy ireo"