# Raha mamaly isika hoe: 'Avy any an-danitra,' Afaka atao ihany koa hoe: "Raha mamaly isika hoe: 'Avy any an-danitra izany"' # avy any an-danitra Eto ny "lanitra" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "avy amin'Andriamanitra" # tsy nino azy Ny teny hoe: "izy" dia maneho an'i Jaona Mpanao batisa. # Fa raha mamaly kosa isika hoe: 'Avy amin'ny olona,' Afaka atao ihany koa hoe: "Fa raha mamaly kosa isika hoe: 'Avy amin'ny olona izany"' # Natahotra ny olona izy ireo Ny mpanoratra, Marka, dia manazava hoe nahoana ny mpitarika fivavahana no tsy te-hiteny fa avy amin'ny olona i Jaona Mpanao batisa. Afaka atao mazava tsara hoe: "Tsy te-hilaza izy ireo hoe avy amin'ny olona Jaona Mpanao batisa satria natahotra ny olona izy ireo" # resy lahatra ny olon-drehetra "nino avokoa ny olona" # Tsy hainay Afaka atao ihany koa hoe: "Tsy hainay hoe avy aiza i Jaona Mpanao batisa"