# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Andriamanitra dia niteny talohan'ny fotoana tamin'ny teniny, tamin'ny alalan'Isaia mpaminany, fa ny tempoliny dia natao ho toeram-pivavahan'ny firenen-drehetra. # Tsy efa voasoratra va hoe: 'Ny tranoko dia ho antsoina hoe ... ho an'ny firenen-drehetra'? Jesosy dia mibedy ireo Lehiben'ny Jiosy ny amin'ny fampiasan'izy ireo ny tempoly. DH: "Efa voasoratra ao amin'ny Soratra Masina fa Andriamanitra dia niteny hoe: 'Tiako antsoina hoe trano izay hahafahan'ny firenena rehetra mivavaka ny tranoko" # Nefa nataonareo ho zohy fieren'ny mpangalatra Jesosy dia mampitaha ny olona amin'ny mpangalatra ary ny tempoly amin'ny zohin'ny mpangalatra. DH: "Fa ianareo dia toy ny mpangalatra izay nanao ny tranoko ho zohin'ny mpangalatra" # zohy fieren'ny mpangalatra "zohy fiafenan'ny mpangalatra" # dia nitady fomba hamonoana izy ireo "dia nitady fomba izy ireo" # dia niala ny tanàna izy ireo "Jesosy sy ireo mpianany niala ny tanàna"