# tahaka ny zazakely Jesosy dia mampitaha ny fomba hahazoan'ny olona ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny fomba hahazoan'ny zaza izany. # tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra "tsy hanaiky an'Andriamanitra ho mpanjakan'izy ireo" # tsy hiditra izany mihitsy Ny teny hoe: "izany" dia maneho ny fanjakan'Andriamanitra. # notrotroiny ireo zaza ireo "nofihininy ireo zaza"