# izy ireo nahita azy ireo nandeha "fa ny olona nahita an'i Jesosy sy ireo apostoliny nandeha" # an-tongotra Nandeha tongotra ny olona, fa ireo mpianatra nandeha sambo. # nahatazana vahoaka maro Izy "Nahatazana vahoaka maro Jesosy" # tahaka ny ondry tsy manana mpiandry izy ireo Jesosy dia mampitaha ny olona amin'ny ondry, ondry izay tsy manana mpiandry hitarika azy ireo.