# nohon'ny fianianana nataony sy noho ireo vahininy nasaina tamin'ny fisakafoana Ny fifandraisan'ireo dia afaka atao hoe: "nohon'ny nandrenesan'ny vahininy nasainy tamin'ny fisakafoana ny fianianany fa hanome azy ny zavatra rehetra nangatahiny izy" # eo ambony lovia "eo ambony lovia fihinanana" # ireo mpianany "Ireo mpianatr'i Jaona"