# Ny Sabata dia natao ho an'ny zanak'olombelona Jesosy dia nampazava hoe naninona Andriamanitra no nanorina ny Sabata. Afaka atao ihany koa hoe: "Andriamanitra nanao ny Sabata ho an'ny zanak'olombelona" # zanak'olombelona "olombelona" na "olona" na " izay ilain'ny olona." Io teny io eto dia maneho ny lehilahy sy ny vehivavy. # fa tsy ny zanak'olombelona no ho an'ny Sabata Misy teny tsy ampy amin'io hevitra io izay afaka ampiana mba hampazava azy kokoa. DH: "ny zanak'olombelona dia tsy natao ho an'ny Sabata" na "Andriamanitra dia tsy nanao ny zanak'olombelona ho an'ny Sabata"