# ireo fahavaloko Tsy ny tenany ihany no tondroin'i Mika. Ny tiany holazaina dia ireo fahavalon'ny vahoakan'Israely rehetra. # Aiza Yaveh Andriamanitrao? Mampiasa io fanontaniana io ny fahavalo mba hanesoana ireo vahoakan'Israely. DH: "Tsy afaka manampy anareo i Yaveh Andriamanitrareo" # ny masoko DH: "izaho" na "izahay" # Hijery azy Eto, ny "izy" dia manondro ireo fahavalo izay nampidi-doza ny vahoakan'Israely. # ho voahosihosy DH: "hanosihosy azy ireo ny fahavalony"