# hiorina eo amin'ireo tendrombohitra hafa ny tendrombohitry ny tranon'i Yaveh DH: "Hanarina ny tendrombohitra izay hanorenany ny tempoliny i Yaveh" # eo amin'ireo tendrombohitra hafa Io dia midika fa ny Tendrombohitra Ziona dia ho manan-danja indrindra eo amin'ireo tendrombohitra rehetra. Mety ho midika ihany koa io fa io tendrombohitra io no ho tendrombohitra avo indrindra amin'izao tontolo izao, fa tsy amin'ny faritra iray ihany. # hiorina eo amin'ireo tendrombohitra hafa DH: "homena voninahitra mihoatra noho ireo tendrombohitra hafa" # hitanjozotra hankany amin'izany ireo vahoaka Ho any amin'ny tendrombohitr'Andriamanitra tahaka ny rano mikoriana ireo vahoakan'ny firenena. Midika izany fa vahoaka maro no ho any. DH: "Ireo vahoakan'ny firenena dia hikoriana tahaka ny renirano ho any amin'izany" na "Ho any amin'izany ireo vahoakan'ny firenena"