# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fanombohan'ny tantaran'ny fandevenana an'i Jesosy. # Armatia Anarana tanĂ na iray ao Israely io. # Dia nobaikon'i Pilato omena azy izany Azo atao hoe DH: "Ary nanome baiko ireo miaramilany i Pilato mba hanomezana ny fatin'i Jesosy an'i Josefa"