# Tsy ara-dalàna ny mametraka ity "tsy mamela antsika hametraka ity ... ny lalàntsika" # mametraka ity "mametraka ity volafotsy ity" # fitehirizam-bola Io no fitoerana nitehirizan'izy ireo ny vola nampiasaina mba hanomezana ireo zavatra ilain'ny tempoly sy ireo mpisorona. # vidin-drà Io dia fomba fiteny izay midika hoe vola nomena olona izay nanampy tamin'ny famonoana olona iray. DH: "vola nomena hamonoana olona" # sahan'ny mpanao vilany tanimanga Io dia tany izay novidiana mba handevenana ireo vahiny maty tao Jerosalema. # niantsoana izany saha izany Azo atao hoe DH: "nantsoin'ny olona hoe ... izany saha izany" # mandrak'androany Tamin'ny fotoana nanoratan'i Matio ity boky ity no dikan'io.