# Avy eo izy ireo Ireo mety ho dikany dia 1) "Avy eo ny sasany tamin'ireo olona" na 2) "Avy eo ireo miaramila" # nandrora ny tavany Natao izany mba ho fanevatevana. # Maminania aminay Eto ny hoe "Maminania aminay" dia midika hoe miteny amin'ny herin'Andriamanitra. Tsy midika izany hoe milaza izay hitranga any aoriana. # ry Kristy Tsy tena mihevitra ireo namely an'i Jesosy fa Izy tokoa no Kristy. Niantso Azy toy izany izy ireo mba hananianiana Azy.