# ny mpisoronabe nandrovitra ny ankanjony Ny fandrovitana akanjo dia mariky ny hatezerana sy alahelo. # Niteny ratsy Izy Amin'ny fiantsoana izany hoe fitenena-drasty, dia midika izany fa fantatry ny mpisoronabe hoe nilaza ho mitovy amin'Andriamanitra i Jesosy. # Nahoana isika no mbola mila mpijoro vavolombelona? Mampiasa io fanontaniana io ny mpisoronabe mba handindriana fa tsy mila mandre na inona na inona avy amina vavolombelona intsony ny filan-kevitra. DH: "Tsy mila mihaino na inona na inona avy amina vavolombelona intsony isika!" # Indro, renareo Manondro ny filan-kevitra ny "ianareo" eto.