# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fanombohan'ny tantaran'ny nanadihadiana an'i Jesosy teo amin'ny synedrionan'ireo mpitarika Jiosy. # Petera nanaraka Azy "nanaraka an'i Jesosy i Petera" # kianjan'ny mpisoronabe toerana malalaka eo akaikin'ny tranon'ny mpisoronabe. # Niditra tao anatiny izy "Niditra tao anatiny i Jesosy"