# Zanak'Olona ... Izy Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # ny foko rehetra Eto ny "foko" dia ilazana ireo olona. DH: "ny olona rehetra ao amin'ilay foko" na "ny olona rehetra" # Handefa ireo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy "Rehefa maneno ny trompetra, dia handefa ireo anjeliny Izy" na "Rehefa mitsoka ny trompetra ireo anjely, dia handefa ireo anjeliny Izy" # hanangona "hanangona ... ireo anjeliny" # olom-boafidiny Ireo no olona izay nofidian'ny Zanak'Olona. # avy any amin'ny vazan-tany efatra izy ireo, manomboka amin'ny faravodilanitra ka hatrany amin'ny hafa Samy mitovy hevitra ireo. Ireo dia fomba fiteny izay midika hoe "avy eny rehetra eny." DH: "manerana izao tontolo izao"