# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Milaza fanoharana momba ny zanaka roa lahy i Jesosy mba hananarana ireo mpitarika fivavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo. # Fa ahoana ny hevitrareo? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hanairana ireo mpitarika fivavahana hihevitra tsara momba ny fanoharana izay ho lazainy amin'izy ireo. DH: "Lazao amiko izay eritreretinareo momba izay lazaiko aminareo" # niova hevitra izy Io dia manondro ilay zanaka lahy izay miverina mihevitra ny safidiny toy ny hoe nanana safidy maro izy.