# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fiatombohan'ny tantaran'ny fidiran'i Jesosy tao Jerosalema. Eto dia manome toro-marika an'ireo mpianany ny amin'izay tokony ho ataon'izy ireo Izy. # Betifaga TanĂ na kely iray akaikin'i Jerosalema io. # boriky mifatotra Azonao adika hoe DH: "boriky izay nofatoran'ny olona" # mifatotra Azonao atao mazava ny fomba nifatoran'ilay boriky. DH: "nifatotra tamin'ny andry" na "nifatotra tamin'ny hazo" # zana-boriky "boriky lahy mbola tanora"