# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana i Jesosy. # Mbola nivoaka indray izy "Mbola nivoaka indray ilay tompo-tany" # ora fahenina ary koa tamin'ny ora fahasivy Manodidina ny mitatao vovonana eo ho eo ny ora fahatelo. Ny ora fahasivy dia manodidina ny amin'ny telo ora tolakandro. # nanao toy izany ihany Midika izany fa nandeha teny an-tsena ilay tompon-tany ary nanakarama mpiasa. # faha iraika ambin'ny folo Manodidina ny amin'ny dimy ora hariva eo ho eo izany. # nijorojoro "tsy nanao na inona na inona" na "tsy nanana asa"