# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manomboka mampianatra ny amin'ny famelan-keloka sy fihavanana amin'ireo mpianatra i Jesosy. # ny rahalahinao Maneho namana miara-mino an'Andriamanitra io, fa tsy rahalahy ara-nofo. # hifankahazo amin'ny rahalahinao indray ianao "hihatsara indray ny fifandraisanao amin'ny rahalahinao" # amin'izay mba amin'ny vavan'ireo vavolombelona roa na telo no ahafahana manamarina ny teny rehetra Eto ny "vava" sy ny "teny" dia maneho izay lazain'ny olona iray. Azo atao hoe DH: "mba hisy vavolombelona iray na roa afaka mamamarina fa marina izay lazainao momba ny rahalahy iray finoana aminao" # amin'ny vavan'ireo vavolombelona roa na telo no ahafahana manamarina ny teny rehetra Milaza ny amin'ny iray amin'ireo lalàna izay nomen'i Mosesy ireo olona i Jesosy.