# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mampitandrina ireo mpianany ny amin'ireo Fariseo sy Sadoseo i Jesosy. # Mbola tsy fantatrareo na tsaroanareo va ... nangoninareo? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hananarana ireo mpianany. DH: "Tsaroanareo tokoa ... nangoninareo!" # dimy arivo ... efatra arivo "5,000 ... 4,000" # Na ireo mofo fito ... nalainareo? "Tsy tsaroanareo koa ve ireo mofo fito ... nangoninareo?" Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hananarana ireo mpianany. DH: "Tsaroanareo tokoa ireo mofo fito ... nangoninareo!"