# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no fanombohan'ny fifamaliana teo amin'ny Jesosy sy ireo fariseo ary ireo Sadoseo. # nitsapa Azy Eto ny "nitsapa" dia amin'ny endrika ratsy. DH: ''nihantsy Azy" na "te hamandrika Azy" # Rehefa hariva "Rehefa mody ny masoandro" # tsara ny andro Midika izany hoe tsy mandrahona, tony, ary toetr'andro mahafinaritra. # mena ny lanitra Rehefa milentika iny ny masoandro, dia fantatr'ireo Jiosy fa raha mena ny lokon'ny lanitra, dia famantarana izany fa ho tsara sy ho tony ny andro manaraka io.