# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no mamarana nny fitantarana ny amin'ny fomba namonoan'i Heroda an'i Jaona Mpanao Batisa. # nentina tamin'ny lovia ny lohany ary nomena ilay zazavavy Azo atao hoe DH: "nisy olona nitondra ny lohany teo an-dovia ary nanome izany an'ilay zazavavy" # lovia lovia lehibe # zazavavy Mampisà teny ilazana vehivavy tanora, tsy manam-bady. # ireo mpianany, "ireo mpianatr'i Jaona" # nandeha izy ireo ary nilaza tamin'i Jesosy Azo atao mazava ny hevitra fenon'ity teny ity. DH: "nandeha ary nilaza tamin'i Jesosy ny nanjoa an'i Jaona Mpanao Batisa ireo mpianatr'i Jaona"