# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny fanazavany ny antony hampianarany amin'ny alalan'ny fanoharana amin'ireo mpianany i Jesosy. # Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; ary ny sofinareo, satria mandre Samy mitovy hevitra ihany ireo fanambarana anankiroa ireo. Tsindrian'i Jesosy fa nankasitrahan'Andriamanitra izy ireo satria nino izy nolazainy sy nataon'i Jesosy. # Fa sambatra ny masonareo, satria mahita Eto ny "maso" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "Sambatra ianareo satria afaka mahita ny masonareo" # masonareo ... hitanareo Manondro ireo mpianatra ireo. # ary ny sofinareo, satria mandre Eto ny "sofina" dia ilazana ilay olona manontolo. Afaka ataonao mazava tsara io. DH: "ary sambatra ianareo satria afaka mandre ny sofinareo" # Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # ireo zavatra izay hitanareo Azonao azavaina ny zavatra hitan'izy ireo. DH: "ireo zavatra hitanareo nataoko" # ireo zavatra izay renareo Azonao azavaina ny zavatra ren'izy ireo. DH: "ireo zavatra renareo nolazaiko"