# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mananatra ireo mpanora-dalàna sy ireo Fariseo i Jesosy. # Ireo olona avy any Ninive "Ireo mponina ao Ninive" # dia hitsangana eo amin'ny fitsarana miaraka amin'ity taranaka ity "Hitsangana amin'ny andron'ny fitsarana ary hiampanga ity taranaka ity" # ity taranaka ity Ny tian'i Jesosy ambara dia ireo olona velona tamin'ny androny. # ary hanameloka izany Andriamanitra no tena hanameloka ny taranaka velona tamin'ny andron'i Jesosy. DH: "ary hihaino ireo mponin'i Ninive Andriamanitra ary hanameloka ity taranaka ity" # ary indro "ary jereo." Manamafy izay ho lazain'i Jesosy manaraka io. # olona lehibe noho "olona manan-danja kokoa" # olona Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # noho Jona eto Azonao ataonao mazava ny hevitry ny fanambaran'i Jesosy. DH: "noho i Jona eto, kanefa mbola tsy nibebaka ihany ianareo, izany no antony hanamelohan'Andriamanitra anareo"