# Fampifandraisana ny fot-kevitra Manomboka milaza momba an'i Jaona Mpanao Batisa amin'ireo vahoaka i Jesosy. # Hijery inona no nivoahanareo any an'efitra - volotara ... rivotra? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hieritreretan'ny olona hoe karazan'olona manao ahoana i Jaona Mpanao Batisa. DH: "tsy hijery volotara ... mihitsy ny nalehanareo tany an'efitra!" # volotara tsofin'ny rivotra Ireo mety ho dikany dia 2) Ilay hazo teo akaiky ny Reniranon'i Jordana ara-bakiteny mihitsy no tian'i Jesosy ambara na 2) mampiasa sarin-teny mba hilazana karazan'olona i Jesosy. DH: "lehilahy izay mora miova hevitra ary tahaka ny volotara atopatopan'ny rivotra" # tsofin'ny rivotra Azo atao hoe DH: "miozangozona eny amin'ny rivotra" # Nefa hijery inona no nivoahanareo - lehilahy ...fitafy lafo vidy? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hieritreretan'ny olona hoe karazan'olona manao ahoana i Jaona Mpanao Batisa. DH: "Ary tsy nandeha nankany an'efitra hijery lehilahy iray ... mihitsy ianareo!" # manao fitafy lafo vidy Ny olona mpanan-karena no nanao izany karazana fitafy izany. # Indro Manamafy izay ho avy manaraka eo io teny io. DH: "izany indrindra" # tranon'ireo mpanjaka "rovan'ireo mpanjaka"