# Nahoana ianareo no matahotra? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampaherezana azy ireo. DH: ''Aza matahotra'' # Nahoana no misy fanontaniana ao am-ponareo? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy azy ireo am-panetre-tena. Jesosy nilaza azy ireo mba tsy hisalasala fa velona Izy. Ny teny hoe ''fo'' dia maneho ny eritreritr'izy ireo. DH: ''Aza misalasala ao an-tsainareo!'' na ''aoka izay ny fisalasalana!'' # Kasio Aho ka jereo ... Ahy hoe manana Jesosy manontany azy ireo mba hanamafy amin'ny fikasihana fa tsy matotoa Izy. Mety hanampy ny fanakambanana sy famadihana ireo fehezanteny roa. DH: ''Kasio Aho ary tsapao fa manana nofo sy taolana izay tsy ananan'ny matotoa'' # nofo sy taolana Ity dia fomba hanehoana ny vatana. # ny tanany sy ny tongony Azo fa ny tanany sy ny tongony dia misy ny famantarana ireo fantsika tamin'ny nanomboana Azy izay manaprofo fa tena Jesosy tokoa io. DH: ''ireo ratra teo amin'ny tanana sy tongony''