# Andron'ny Fiomanana ''andro hivononan'ny olona ho amin'ny andro fitsaharan'ny Jiosy antsoina hoe Sabata'' # nazava ratsy ny Sabata Ny nazava ratsy eto dia fanoharana ho an'ny fiantombohan'ny andro. Ho an'ireo Jiosy, ny andro dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro. DH: ''efa akaiky hody masoandro izany, ny fanombohana ny Sabata'' # izay niaraka tamin'i Jesosy niala tao Galilia ''izay niara-dia tamin'i Jesosy avy any amin'ny faritr'i Galilia'' # nanaraka avy ao aoriana ''nandeha tao aorian'i Josefa sy ireo lehilahy izay niaraka taminy'' # nahita ny fasana ''nahita ny fasana ilay vehivavy'' # ny fomba nametrahana ny fatiny DH: ''hitan'ilay vehivavy ny fomba nametrahan'ireo lehilahy ny vatan'i Jesosy tao am-pasana'' # Niverina izy ireo ''Lasa nankany amin'ny trano izay ipetrahan'ny vehivavy ilay vehivavy'' # nanomana zava-manitra sy menaka manitra Ireo dia nampiasaina ho amin'ny dingan'ny fandevenana tamin'izany fotoana izany. DH: ''nanomana zava-manitra sy menaka manitra mba hanomanana ny vatan'i Jesosy ho amin'ny fandevenana'' # nitsahatra izy ireo ''tsy niasa ireo vehivavy'' # araka ny didy ''araka ny lalàn'ny Jisoy'' na ''araka ny angatahin'ny lalàn'ny Jiosy.'' Tsy nahazo alalana hanomana ny vatany amin'ny Sabata izy ireo araka ny lalàn'ny Jiosy.