# niteny tamin'izy ireo indray ''niresaka tamin'izy ireo indray'' na ''niresaka tamin'ny olona tao amin'ny vahoaka sy tamin'ireo mpanapaka fivavahana indray'' # naniry ny hamotsotra an'i Jesosy ''satria te-hanafaka an'i Jesosy izy'' # Niteny tamin'izy ireo fanintelony izy hoe ''Pilato niteny tamin'ny vahoaka indray, fanintelony'' # inona no ratsy vitan'ity lehilahy ity? Pilato mampiasa ity fanontaniana ity mba hampazaona ny olona fa tsy meloka Jesosy. DH: ''ity lehilahy ity dia tsy nanao na inona na inona tsy nety!'' # Tsy nahita na inona na inona izay mendrika sazy famonoana tao aminy aho ''Tsy nanao na inona na inona izay mendrika ny hahafaty Azy Izy'' # rehefa avy manafay Azy, dia hamotsotra Azy aho Tahaka ny 23:15, Pilato dia tokony namotsotra an'i Jesosy tsy nanasazy Azy satria tsy meloka Izy. Na izany aza, nomeny ho saziana Jesosy mba hampitoniana ny vahoaka. # hamotsotra Azy aho ''Hafahako Izy''