# nampiankanjo Azy lamba tsara tarehy Ny fandikan-teny dia tokony tsy hilaza fa natao hanomezam-boninahitra na hikarakarana an'i Jesosy ity. Nataon'izy ireo hanesoana an'i Jesosy sy hihomehezana Azy ity. # Heroda sy Pilato dia lasa mpinamana tamin'ny androtr'io Ny fanazavana tiana hambarana dia hoe lasa mpinamana izy ireo satria nankasitrahan'i Heroda ny famelan'i Pilato azy mba hitsara an'i Jesosy. DH: ''Heroda sy Pilato dia lasa mpinamana tamin'io andro io satria nalefan'i Pilato tany amin'i Heroda mba ho tsaraina Jesosy'' # talohan'izany dia mpifahavalo izy ireo Ity fanazavana ity dia natao anaty fononteny mba hampisehoana fa fampahafantarana fototra izany.