# Niherika, ny Tompo nijery an'i Petera ''Ny Tompo niherika ary nijery an'i Petera'' # ny tenin'ny Tompo Ny tenin'ny Tompo eto dia maneho ny zavatra rehetra izay nolazainy. DH: ''ny tenin'i Jesosy'' na ''izay nolazain'i Jesosy'' # alohan'ny hanenoin'ny akoho Ny akoho lahy dia maneno mialohan'ny fiposahan'ny masoandro amin'ny maraina foana. # anio Ny andron'ny Jiosy dia manomboka amin'ny fodian'ny masoandro ary mitohy amin'ny hariva manaraka. Jesosy niresaka tamin'ny hariva mialoha momban'izay hitranga fohifohy mialohan'ny mangiran-dratsy. DH: ''anio alina'' # handà Ahy intelo ''handà intelo hoe mahafantatra Ahy ianao'' # Nivoaka tany ivelany ''Nivoaky ny kianja''