# teo amin'ny indray mitora-bato ''teo amin'ny halavirana izay afaka hitorahan'ny olona vato.'' DH: ''halavirana fohy'' na eo amin'ny fandrefesana vinavinaina ho ''eo amin'ny telo metatra eo'' # Ray o. raha sitrakao Jesosy dia hitondra ny fanamelohana ny otan'ny olona rehetra eo amin'ny hazofijaliana. Mivavaka amin'ny Rainy Izy mangataka raha misy fomba hafa. # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra # esory Amiko ity kapoaka ity Jesosy maneho ny fijaliana izay ho zakainy toy ny hoe ao anaty kapoaka izany ary andalam-pisotroana izany Izy. DH: ''alaviro Ahy ity kapoaka mangidy ity'' na ''alaviro Amiko ity fijaliana ity'' na '''havoty amin'ny fijaliana tahaka izao Aho'' # Na izany aza tsy ny sitrako, fa ny Anao no atao DH: ''Na izany aza, ataovy izay araky ny sitraponao fa tsy ny araky ny sitrapoko''