# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny fampianaran'i Jesosy ireo mpianany. # mba mailo ''mivonona amin'ny fiaviako'' # ampy hery handosirana ireo zavatra ireo Ireo dika azo heverina: 1) ''ampy hery hiaretana ireo zavatra ireo'' na 2) ''afaka miala amin'ireo zavatra ireo'' # ireo zavatra rehetra izay hiseho ireo ''ireo zavatra izay hitranga ireo.'' Jesosy vao avy niteny azy ireo ny momban'ireo zavatra mahatsiravina izay hitranga toy ny fanenjehana, ady, ary fahababoana. # hitsangana eo anoloan'ny Zanak'Olona ''hitsangana am-pitokiana eo anolona'ny Zanak'Olona.'' Ity dia mety maneho ny fotoana hitsaran'ny Zanak'Olona ny tsirairay. Ny olona izay tsy vonona dia hatahotra ny Zanak'Olona ary tsy hitsangana am-pitokiana.