# Fampifandraisana ny foto-kevitra Raha manohy mampianatra ireo mpianany Jesosy, dia milaza fanoharana azy ireo. # Rehefa manaroka ireo '''Rehefa manomboka maniry ny ravin-kazo vaovao'' # efa akaiky ny lohataona '''efa hanomboka ny lohataona.'' DH: ''efa hanomboka ny fotoam-bokatra'' # Toy izany koa, rehefa hitanareo mitranga ireo zavatra ireo Ny fisehon'ireo famantarana izay vao nofaritan'i Jesosy dia mampahafantatra ny fiavian'ny fanjakan'Andriamanitra toy ny fisehon'ireo ravin'aviavy mampahafantatra ny fiavian'ny lohataona. # efa akaiky ny fanajkan'Andriamanitra '''Tsy ho ela Andriamanitra dia hametraka ny fanjakany.'' DH: ''hanapaka tsy ho ela toy ny mpanjaka Andriamanitra''