# Ary hoy Izy tamin'izy ireo ''Avy eo Jesosy niteny tamin'ireo mpianany.'' Satria ity dia tohin'ny resak'i Jesosy tao amin'ny andininy teo aloha, dia mety tsy te-hilaza hoe ''Ary hoy Izy tamin'izy ireo'' ny fiteny sasany. # Ny firenena dia hitsangana hanohitra firenena ''Ny firenena iray dia hanafika firenena iray hfa.'' DH: ''Ireo firenena dia hanafika firenena hafa'' # firenena Ity dia maneho ireo vondron'olona ara-poko. # fanjakana hanohitra fanjakana Tsy naverina ny teny sasany mba hanaovana ity ho fanambarana fohy. DH: ''ireo tafika avy amin'ny fanjakana iray dia hanafika ny tafika avy amin'ny fanjakana iray hafa'' # ary mosary sy areti-mandringana any amin'ny toerana samihafa Tsy naverina ny teny sasany mba hanaovana ity ho fanambarana fohy. DH: ''hisy mosary sy areti-mandringana any amin'ny toerana maro'' na '''fotoan'ny hanoanana sy aretina izay hamono olona maro amin'ny toerana samihafa'' # tranga mampatahotra ''tranga izay mampihorohoro olona'' na ''tranga izay hampatahotra ny olona''