# Inona no ho ataoko? Ity fanontaniana ity dia manamafy ny fanapahan-kevitr'ilay tompon'ny tanim-boaloboka. DH: ''Izao no ndeha ho ataoko'' # rehefa tazan'ireo mpamboly voaloboka izy ''rehefa tazan'ireo mpamboly ny zanaka lahin'ilay tompon-tany'' # ndeha ho vonointsika izy Niteny ity izy ireo mba hamporisihana ny tsirairay hamono ilay mpandova.