# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy miresaka. # Fa Izay manaraka eo no anton'ny alahelon'i Jesosy. # ho avy aminao ireo andro Ity dia manondro fa hiaina fotoan-tsarotra izy ireo. DH: ''amin'ny ho avy dia hitranga aminao ireo zavatra ireo'' na ''tsy ho ela dia hiaritra fotoana manahirana ianao'' # aminao Ny teny hoe ''aminao'' dia maneho ilay tanàna. Fa raha hafahafa amin'ny fiteninao dia afaka ataonao hoe ''aminareo'' mba hanehoana ireo olona ao amin'ilay tanàna. # manda Ity dia maneho ny rindrina mba hitazomana ny olona tsy hivoaka ny tanàna. # Izy ireo dia hampianjera anao amin'ny tany Satria Jesosy niresaka an'ilay tanàna, dia maneho ireo rindrina sy trano ben'ny tanàna ity. DH: ''Hamotika ny rindrintsika izy ireo'' na '''hamotika ny tanànantsika izy ireo'' # miaraka amin'ny zanakao Ity dia maneho ny olona izay niaina tao amin'ilay tanàna. DH: ''hamono anareo olona ao amin'ny tanàna izy'' # Tsy hamela na dia vato iray mifanaingina aza izy ireo ''Ity dia fanoharana mba hilazana ny hamotehan'ireo fahavalo tanteraka ny tanàna izay voaorina tamin'ny vato.