# teo amin'ny vahoaka ''teo amin'ireo vahoaka maro be'' # teneno mafy ireo mpianatrao ''teneno ireo mpianatrao mba hanajanona ny fanaovana ireo zavatra ireo'' # Lazaiko aminareo Jesosy niteny ity mba hanamafisana izay ho lazainy manaraka. # fa raha mangina ireo, dia hikiakiaka ny vato Ny mpandika teny sasany dia mety mila manazava tsara izay tian'i Jesosy hambara tamin'Izy niteny izao hoe: ''tsia, tsy hiteny mafy azy ireo Aho, satria raha mangina ireo, dia hikiakiaka ny vato'' # dia hikiakiaka ny vato ''dia hiantso fiderana ny vato''