# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara momban'i Zakaiosy. Ity andininy ity dia milaza amintsika izay nataon'i Jesosy taorian'ity fizaran'ny tantara ity. # Rehefa avy nilaza an'ireo zavatra ireo izy ''rehefa avy nilaza an'ireo zavatra ireo Jesosy'' # niakatra ho any Jerosalema Jerosalema dia avy kokoa noho Jeriko, noho izany dia tsy mahagaga ho an'Isiraelita ny miteny hoe hiakatra ho any Jerosalema.