# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy manasitrana lehilahy jamba iray raha manatona an'i Jeriko Izy. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra sy fampahafantarana momban'ny fizotry ny tantara. # Ary Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. # nisy lehilahy jamba iray nipetraka Eto ny ''iray'' dia midika fotsiny fa ilay lehilahy dia mpandray anjara vaovao manan-danja ao amin'ny tantara fa tsy notononin'i Lioka ny anarany. Mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara izy. # nangataka, ary raha nandre Mety manampy ny fanombohana fehezanteny vaovao eto. DH: ''nangataka. Rehefa naheno'' # nilaza taminy izy ireo hoe ''Ny olona tao amin'ny vahoaka niteny ilay lehilahy jamba'' # Jesosy avy any Nazareta Jesosy tonga avy any amin'ny tanĂ nan'i Nazareta izay any Galilia. # nandalo teo ''nandalo teo aminy''