# Ireo izay naheno izany dia niteny hoe ''Ny olona izay nihaino an'i Jesosy dia niteny hoe'' # Iza ary no afaka ho vonjena? Azo eritreretina fa nangataka valin-teny izy ireo. Fa nampiasa ilay fanontaniana kokoa izy ireo mba hanamafisana ny fahatairan'izy ireo tamin'izay volazan'i Jesosy. DH: ''Tsy hisy afaka ho vonjena amin'ny fahotana!'' na ''Tsy hamonjy na iza na iza Andriamanitra!'' # tsy hain'olombelona ''tsy hain'ny olona atao'' # hain'Andriamanitra ''hain'Andriamanitra atao'' na ''afaka ataon' Andriamanitra''