# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manomboka mampianatra ireo mpianany. # Avy ny andro Ny hevitry ny hoe avy ny andro dia maneho zavatra hitranga tsy ho ela. DH: ''Tsy hoe ela'' # hanirianareo ny hahita ''ianareo dia maniry fatratra ny hahita" na ''ianareo dia maniry te-hiaina'' # iray amin'ny andron'ny Zanak'Olona Ity dia maneho ny fanjakan'Andriamanitra. DH: ''iray amin'ireo andro izay hanapahan'ny Zanak'Olona tahaka ny mpanjaka'' # ny Zanak'Olona Ny tenany ihany no ambaran'i jesosy. # fa tsy hahita izany ianareo ''tsy hiaina izany ianareo'' # Jereo, ery! Jereo, ety! Ity dia maneho ny fitadiavana ny Mesia. DH: ''Jereo, ery ilay Mesia! Eto izy!'' # aza mivoaka na manenjika azy ireo DH: ''aza mijery izany miaraka amin'izy ireo'' # fa tahaka ny tselatra mamiratra manazava Ny fihavian'ny Zanak'Olona dia hazava sy tampoka, toy ny fisohon'ny tselatra. DH: ''fa tahaka ny tselatra hitan'ny rehetra rehefa miseho sy'' na ''fa tahaka ny tselatra miseho tampoka'' # dia toy izany koa ny Zanak'Olona amin'ny androny Ity dia maneho ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny ho avy. DH: ''ho toy izany amin'ny andro rehefa avy hanjaka ny Zanak'Olona''