# Tsy misy mpanompo afaka "Ny mpanompo dia tsy afaka" # manompo tompo roa Ity dia milaza fa izy dia tsy afaka "hanompo tompo roa samihafa amin'ny fotoana mitovy." # na izy hankahala '"na ilay mpanompo hankahala" # hanolo-tena Ity dia mitovy toy ny "mitia" ao amin'ilay voalohany ihany. # hanao tsinontsinona ilay hafa "hankahala ilay hafa" # hanao tsinontsinona Ity dia mitovy toy ny "mankahala" ao amin'ilay voalohany ihany. # Tsy afaka manompo ... ianareo Jesosy niresaka tamin'ny vondron'olona.