# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny iray amin'ireo lehilahy teo amin'ny latabatra miresaka amin'i Jesosy ary Jesosy mamaly azy amin'ny filazana fanoharana. # ny iray tamin'ireo tafaray latabatra tamin'i Jesosy Ity dia mampiditra olona vaovao. # Sambatra izay Tsy niresaka momban'ny olona iray manokana ilay lehilahy. DH: "Sambatra ireo rehetra izay" # izay hihinana ny mofo Ny teny hoe "mofo" dia nampiasaina mba hanehoana ny sakafo iray manontolo. DH: "izay hihinana ny sakafo" # Fa Jesosy niteny taminy hoe Jesosy manomboka manao fanoharana. # Nisy lehilahy iray Ity fehezanteny ity dia maneho ilay lehilahy, tsy manome fampahafantarana manokana ny momba azy. # nanasa olona maro "nanasa vahiny maro" # Rehefa voakarakara ny sakafo "Rehefa tonga ny fotoanan'ny sakafo" na "Rehefa andalam-panombohana ny sakafo" # ireo izay nasaina DH: "ireo izay nasainy"