# Fampifandraisana ny foto-kevitra Vita ny resak'i Jesosy tamin'ny olona tao amin'ny synagoga. Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara. # Inona no afaka hampitahako ny fanjakan' Andriamanitra? Jesosy mampiasa fanontaniana hafa mba hampidirana izay ho ampianariny. DH: "Hiteny zavatra iray hafa izay afaka ampitahaiko amin'ny fanjakan'Andriamanitra Aho" # Izany dia toy ny masirasira Jesosy mampitaha ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny masirasira ao amin'ny mofo koba. DH: "Ny fanjakan'Andriamanitra dia toy ny masirasira" # toy ny masirasira Masirasira kely fotsiny no ilaina hampitomboana koba maro be. # koba in-telon'ny famarana Ity dia lafarinina be dia be, satria ny famarana iray avy dia eo amin'ny 13litatra eo.