# Ho fanampin'izany dia fantaro izao "ankoatra izay, fantaro koa izao" na "Fa tsy maintsy tadidinareo koa" # tsy namela ny tranony ho vakiana izy DH: "tsy namela ilay mpangalatra hamaky ny tranony izy" # fa tsy fantatrareo ny ora hiavian'ny Zanak'Olona Ny fitoviana misy eo amin'ny mpangalatra sy Zanak'Olona dia ny hoe tsy fantatry ny olona izay hiavian'ireo, ka mila vonona. # tsy fantatrareo ny ora hiaviana "tsy fantatrareo hoe amin'ny firy" # hiavian'ny Zanak'Olona Jesosy miresaka momban'ny tenany ihany. DH: "Rehefa ho avy, Izaho, Zanak'Olona"