# Hoy Aho aminareo Jesosy mamerina miresaka amin'ny mpihaino mba hanamarihana fiovana amin'ny fanambarany mankany amin'ny lohahevitra vaovao, izany dia, miresaka momban'ny fanekena. # izay rehetra manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona DH: "na iza na iza milaza amin'ny olona fa mpianatro izy" na "na iza na iza manaiky manoloana ny hafa fa tsy mivadika Amiko Izy" # Zanak'Olona Jesosy naneho ny tenany ihany. DH: "Izaho, Zanak'Olona" # izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona DH: "na iza na iza mandà hiaiky amin'ny hafa fa mpianatro Izy" na "raha misy mandà hilaza fa tsy mivadika amiko izy" # dia ho lavina DH: "ho lavin'ny Zanak'Olona izy" na "ho laviko hoe mpianatro izy" # Izay rehetra miteny manohitra ny Zanak'Olona "Izay rehetra milaza zavatra ratsy momban'ny Zanak'Olona" # ho avela aminy izany "ho avela izy." DH: "Ho avelan'Andriamanitra amin'izany izy" # miteny ratsy manohitra ny Fanahy Masina "miteny ratsy amin'ny Fanahy Masina" # dia tsy ho voavela izany DH: "Tsy hamela azy Andriamanitra." Rehefa tsy mamela olona ny olona iray, dia midika izany fa raisiny ho meloka izy. DH: "Ho raisin' Andriamanitra meloka mandrakizay izy"